Mage 4 – Come Back Again Lyrics

Miova toetra ny olombelona
Miharatsy no/sy voahozona
Tsy milamina
Ny ambony dia ory hava-manana
Fahantrana lasa nandrodana
Fihavanana
Zanahary o!!
O! Voahosy ireo didy nifanekena
Ianao Tompon'izao tontolo izao
Itarainan'ny mpino hoe
Ny ady antrano efa miseho
Ny tondradrano efa mankaleo
Please come back again
Please come back again
Mandrava ireo mpanjaka
Ny haintany efa mianaka
Please come back again
Please come back again
Ireo sampy no iankohofana
Tompoina ny maizina
Come back again
Ratsy fanantena ny miaina ety
Manao habibiana mampalaelo
Mankahia
O! Miantso anao, henoy izahay
Zoky be fitia
Miangavy maniry anao indray
Miverena ety
Zanahary o!
O! Voahosy ireo didy nifanekena
Ianao Tompon'izao tontolo izao
Itarainan'ny mpino hoe
Réf: ...
Voasazy foana ve?
Hijaly foana ve?!
O! Please back again
Voasazy foana ve?
Hijaly foana re!
Yeah yeah please back again
Come back again

Comments (0)